Mahazo vola miara-miasa amin'i Misy App
Mpamily fiara fitateram-bahoaka matihanina, mpamily taxi , mpamily taxi moto, na mpamily fiara manokana , ka manana fiara ve ianao? Ampidiro ny application.
Misorata anarana ary alefaso ato amin'ny App ny antontan-taratasy rehetra dia afaka mahazo fangatahana courses avy hatrany ianao .
Marihana fa mila asiana data 2 Go isam-bolana ny findainao.
Mise à jour Octobre 2024: Autorisez la "Vue en premier plan"
8. Acceptez la demande de permission en cliquant sur "Accepter"
1 - Hisoratra anarana
1 - Manome
alalana ireo notifications
Tsindrio eto « Autoriser »
4 - Alefaso ny app
Tsindrio eto « Lasa ! »
2 - Manaiky ny fanangonana angona
Tsindrio eto « Accepter »
5 - Hisoratra anarana
Tsindrio eto Facebook Google na « Hamorona kaonty »
3 - Manome alalana GPS
Tsindrio eto « Lorsque vous utilisez l'appli »
6 - Misoratra anarana
Ampidiro ny antsipiriany rehetra angatahina
2 - Fanokafana kaonty mpamily
TARATASY ILAINA
-
Fahazoan-dalan'ny taxi ( ho an'ny mpamily taxi sy taxi moto ihany )
-
Laharam-pamantarana ara-ketra (NIF)
-
Karatra statistika (STAT)
-
Karatry ny fiara
-
Fiantohana fiara
-
Karatra fandrarahana ny fiara (carte de visite technique)
-
Fahazoan-dalana mitondra fiara
-
Sary mombamomba
-
Karapanondro
-
Sarin'ny fiara anolona sy aoriana misy ny nomerao mazava tsara
1 - Makà sary mombamomba
2 - Alefaso ny karapanondro
4 - Ampidiro ny mombamomba ny fiara
Fidio ny sokajy mfanaraka ny fiaranao mba hanafaingana ny fikirakirana ny angona.
​
5 - Makà sarin'ny fiara aty anolona sy iray hafa any aoriana misy ny nomerao mazava tsara. Alefaso ny karatry ny fiara.
7 - Ampidiro ny laharana statistika (STAT)
7 - Ampidiro ny laharana statistika (STAT)
3 - Alefaso ny fahazoan-dalana mitondra fiara
6 - Ampidiro ny laharam-pamantarana ara-ketra (NIF)
​
8 - Ampidiro ny fiantohana fiara sy ny karatra fandrarahana ny fiara
7 - Ampidiro ny laharana statistika (STAT)
3 - Anomboka course
1
Tsindrio ny "START" hidirana en ligne
2
Efa tafiditra ianao ary eo ampiandrasana course. Mijery courses manodidina ny misy anao ny App
3
Vakio ny fanamarihana momba ilay course dia tsindrio ny "Ekana" (1)
Afaka lavinao koa amin'ny fanindriana ny « X » (2)
​
Miseho eo amin'ny ecran ny lalana sy izay fampahalalana ilaina rehetra:
a. Toerana hakana sy hanaterana
b. Ny vola anjaran'ny mpamily
c. Sokajy fiara
d. Ny fotoana handehanana mankany amin'ny toerana hakana
e. Fomba fandoavam-bola
4
Haka ny mpandeha: tsindrio ny adiresy hakana dia misokatra ny GPS. Miseho avy hatrany ny làlana mankany.
​
Afaka mandefa hafatra fohy (SMS) na miantso ny mpandeha (2)
Tsindrio ny "Hanafoana ny course" raha hanafoana ny course
5
Rehefa tonga eny amin'ny toerana hakana ny mpandeha ka tafiditra anaty fiara izy dia tsindrio ny "Atomboka ny course"
​
Amporisihana ianao hiantso na handefa SMS ny mpandeha mba azahoana antoka fa hifankahita ianareo.
Tsy tonga ve ny mpandeha? Tsindrio ny "Hanafoana ny course"
6
Fanaterana ny mpandeha: Tsindrio ny adiresy dia misokatra ny GPS. Miseho avy hatrany ny lalana hanaterana azy.
​
Raha hanajanona ny course ny mpandeha 5 minitra aty aorinan'ny fiandohan'ny course dia tsindrio "Hanafoana ny course". Amin'izay, aloan'ny mpandeha ny saran-dalana manontolo.
7
Tonga ny mpandeha, tsindrio ny "Vita ny course"
8
Fandoavana ny sarany: raha vola no omen'ny mpandeha dia tsindrio ny "Voaray ny vola".
Raha naloa tamin'ny app dia hisoratra ny fanamafisana ny fandoavam-bola.
​
Raiso ny sarany voasoratra, hofenoin'i Misy ny ambony raha misy fihenam-bidy natao ho an'ny mpandeha.
9
Arakaraky ny fizotran'ny course dia omeo naoty 1 hatramin'ny 5 ny mpandeha. Afaka manisy fanamarihana ihany koa.
Tsindrio avy eo ny "Alefaso"